Skip to content

v3.1 : Fitendry Malagasy / Malagasy Keyboard

Latest
Compare
Choose a tag to compare
@radomd92 radomd92 released this 21 Jul 13:45
· 1 commit to master since this release

Topimaso

image

Ity versiona ity dia ahitana ireo fihatsarana ireto:

  • Nanampy ny fahafahana manisy antislash izay tsy nisy tamin'ny versiona 2
  • Litera misy tsindrim-peo amin'ny teny malagasy ary amin'ny teny frantsay, izay anisan'ny fiteny ampiasaina ao Madagasikara
  • Nanova toerana ny litera fampiasa matetika

image